Entry fampihaingoana (haingo)
Part of speech   noun
French translation   l' action de parer [Abinal 1888]
Examples   Ny mahazo ny rafitra rehetra momba ny trano, dia adidin' ny tompo-mariky ny trano vao atao avokoa, fa ny mihevitra ny momba ny fampihaingoana azy kosa no tsy maintsy imasoan' izay miandraikitra ny handravaka sy naoso-doko azy; [Baiboly: 21.2.30]

Updated on 2017/06/18