|
|
|
|

Entry1  fampifandimbiasam-boly
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3 fanovaovana ny karazam-boly amin'ny tany iray mba hitsitsiana ny tsiron'ny tany [1.13]
Explanations in French  4 assolement, rotation de cultures [1.13]
Vocabulary  5  Economy: agriculture
Synonyms  6 fanolosoloana ny voly

Updated on 2025/09/12