|
|
|
|

Entry1 fampifandimbiasam-boly
Part of speech  2 locution
Explanations in Malagasy  3fanovaovana ny karazam-boly amin'ny tany iray mba hitsitsiana ny tsiron'ny tany. [1.13]
Explanations in French  4assolement, rotation de cultures. [1.13]
Vocabulary  5 Economy: agriculture
Synonyms  6fanolosoloana ny voly

Updated on 2025/09/12