Entry | 1 fampieritreretana |
Root | 2 eritreritra |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 Ny Sasy, hira fampieritreretana an-karatsiana (fanao raha miari-tory am-pahafatesana
[2.245#104]
5 Fahendrena lalina izany : mitoky amin' ilay hoe "ny marina tsy mba maty" , ka tsy mila an-drezatra fa fampieritreretana ihany [2.285#82] 6 Izany no mahatonga ny Malagasy, raha mananatra olona, hanao teny fampieritreretana hoe: " Ny hahasoa anao ihany anie, rahavako! [2.296#64] |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |