Entry fampianarana (anatra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fampahalalana, fanoroana zavatra tsy hay; fanaovana izay hampahay zavatra olona: Ilana olona mahay sy be fandavan-tena ny fampianarana
¶ Antokon-draharaha miandraikitra ny fanoroana, ny fampahazoana fahaizana ny ankizy: Ho tonga rahampitso ny Minisitry ny Fampianarana
¶ Fomba fampianatra: Tsy tiako ny fampianaran-dRangahy io fa misafotofoto be lhany
¶ Fitambaran' ny hevitra iompanan' ny fivavahana, filozofia iray: Ny fampianaran' i Kristy [Rajemisa 1985]
English translation   teaching, instruction [Hallanger 1973]
French translation   enseignement [Hallanger 1974]
Articles  

Updated on 2017/06/29