Entry fampana
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taimoro] tevana [Rakotosaona 1972]
 Tevana, hady. [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] hantsana [Rakotosaona 1972]
 tevana vokatry ny ranondalo sy ny fikoan-tany eny amin'ny tehezantendrombohitra [SLP 1986]
English definition a precipice, an abyss. See hady, tevana. [Richardson 1885]
French definition ravin, précipice [SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry fampana~
Part of speech prefix [Words with fampana~]

2017/06/29