| Entry | 1 fampakaram-bady |
| Elementary words | 2 fampakarana, 3 vady |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady
[1.1] |
| Explanations in English |
6 [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding.
[1.2] 7 a wedding [1.7] |
| Explanations in French |
8 mariage
[1.8] |
| Examples |
9 Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay
[1.436#]
|
| Synonyms | 10 fampakarana, mariazy |
| Updated on 2025/10/31 |
|