Entry famoraka (voraka)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mamoraka, mamaha, mamoaka avy ao anaty, mampiseho izay ao anaty
Azo vorahina, tokony hovorahina: Tsy famoraka amin' ny olon-dratsy toa ireny ny ao am-po [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/04/14