| Entry | 1 famongorana |
| Root | 2 fongotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandravana, fandaniana tanteraka, fandripahana, fandringanana ho lany fara [1.1] |
| Explanations in French |
5 Action de ruiner, d’exterminer [1.3#185] |
| Examples |
6 Tokony homena lanja ihany koa ny famongorana ireo fomba amam-panao tsy mitondra voka-tsoa tahaka ny doro tanety sy ny asan-dahalo.
[1.384#]
7 Rehefa nifampidinika izy ireo izay notarihin'i Betro, dia nilaza tamin'ny Komandy sy ny vahoaka fa adidiny ny famongorana izao fahavalo izao. [2.895#] |
| Anagrams | 8 famongorana, 9 manafongora |
| Updated on 2025/09/12 |
|