Entry | 1 famongarana |
Root | 2 fongatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fihadiana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra niafina [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action d’extraire, de faire revivre, d’exhiber [1.3#184] |
Examples |
6 Ny fanomanana ny famadihana sy famongarana ny faty.
[2.436#]
7 ny hariva mialoha ny famongarana aza dia antsoina amin' ny anarany izy ka ilazana fa hoentina. [2.436#] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |