| Entry | 1 famoloana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 volo |
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Tokotany namboarina sy nolalorina tain' omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy. (Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga' ny ankamantatra momba azy manao hoe: Inona àry izany: Rangahibe herintaona vao misasa tova) |
| Explanations in English |
6 [1.2] A threshing floor. |
| Proverbs | 7 Proverbs containing the word famoloana |
| Anagrams | 8 famoloana, manao lafo |
| Updated on 2025/08/10 |
|