Entry (1/2) | 1 famokarana |
Root | 2 fokatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fihadiana: Amin' ny mitsidika andro ny famokarana ny razana Famohazana, famelomana indray: Tsy ilaina ny famokarana ny lasa [1.1] |
Explanations in English |
5 exhumation of the dead [1.7] |
Explanations in French |
6 exhumation d'un cadavre [1.8] |
Entry (2/2) | 7 famokarana |
Root | 8 vokatra |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana [1.1] |
Explanations in English |
11 industrial or agricultural production [1.7] |
Explanations in French |
12 production agricole ou industrielle [1.8] 13 production [1.13] |
Examples |
14 Ahoana ny fomba fitsinjarana ny tany famokarana?
[2.424#]
15 Ny fomba famokarana kapitalista mantsy, dia mitaky fomba fiasa henjana sy fomba fisaina hentitra. [2.606#] |
All compound words |
|
Anagrams | 21 famokarana, 22 Kafarnaoma, 23 ramanakofa |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |