| Entry | 1 famiravirana |
| Root | 2 viravira |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra: Nampangoraka ny famiraviran' ilay renikeliny azy Fandraidraisana befahatany, famozafozana: Nentin-katezerana izy ka tsy hay lazaina ny famiravirany ny satroko teo akaikiny Fandrirodrirotana: Endre izany famiraviran' ilay alika ny akohonay [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|