| Entry | 1 faminganana |
| Root | 2 fingana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandavoana amin' ny tongotra izay alefa mba hifanena amin' ny tongotry ny hafa mihazakazaka na mandeha haingana ka mahalavo azy [1.1] |
| Anagrams | 5 faminganana, 6 mifanangana |
| Updated on 2025/09/12 |
|