|
|
|
|

Entry 1  famindrana
Root  2 findra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanovana toerana: Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben' ny Fivondronana nefa izao vao tanteraka
5 Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara: Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. [1.1]
Explanations in French  6 transfert, déplacement [1.13]
Combinations  7  3 expressions, toponymes, etc... with that word

Anagrams  famindrana, 8 findramana

Updated on 2026/02/04