| Entry | 1 fametsivetsena |
| Root | 2vetsivetsy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Ody manome fahaiza-miteny na mihira mba hanangolingolena olona [1.1] |
| Explanations in English |
5 [Rel. s. from mametsivetsy (vetsivetsy).] A charm used to render a person a good speaker in public assemblies. [1.2] |
| Explanations in French |
6 (de vetsivetsy : localité, facilité d'élocution). Talisman censé donner l'éloquence, qualité estimée d'une grande importance dans une civilisation essentiellement verbale. Préparation qu'on fait absorber à celui qui va prononcer un discours, au candidat à un examen, etc. [Merina, Sakalava]
[1.196] |
| Examples |
7 ... ny fomban'ny fisotroana fametsivetsena sy ny tetika fito sy ny famohazana sy ny fanokoana...
[2.296]
|
| Vocabulary | 8 Beliefs |
| Updated on 2025/09/13 |
|