| Entry | 1 fametraka |
| Root | 2 petraka |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mametraka Azo apetraka [1.1] |
| Explanations in French |
5 Celui ou ce qui mérite d’être placé, manière de placer [1.3#484] |
| Examples |
6 Ny hara dia vata kely fametrahana zava-masina fahiny, nanerana an'Ankay), izany Angabe izany no fametraka anaty hara.
[2.245#]
7 Angamba fomba hafa no tokony ho fametraka ny fanontaniana : afaka nanohitra ny fanilikilihana ve ny Fiangonana, tamin' ny alalan' ny fomba hafa noho ny fiaraha-mitoetra tamin' izay nailikilika mba hiverenan' ny hasiny ary mba hahazoany toerana indray ao amin' ny fiarahamonina? [1.369#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|