| Entry | 1 fameriny |
| Root | 2 verina |
| Part of speech | 3 noun famerina and pronoun |
| Explanations in Malagasy |
4 ny vola madinika averina amin' ny vola omen' ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin' ilay entana no nomeny [1.1] |
| Examples |
5 Folo taona lasa izay, hoy ny fameriny ny teniny, sady nanao dian'olona toa very hevitra izy.
[2.324#]
|
| Vocabulary | 6 Economy: trade |
| Updated on 2025/09/12 |
|