| Entry | 1 fameraka |
| Root | 2 veraka |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mameraka mahatonga hiveraka
5 Azo verahina [1.1] |
| Explanations in French |
6 Ce qu’on peut ouvrir, manifester, manière de découvrir
[1.3#827] |
| Examples |
7 ary hosamahany amin' ny elany no fameraka azy, fa tsy hohenteriny
[2.996#]
|
| Anagrams | fameraka, 8 mafarake |
| Updated on 2025/09/12 |
|