|
|
|
|

Entry 1  famelana
Root  2 vela
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanajanonana, fandaozana: Eto no famelana ny fahazaran-dratsy rehetro raha te handroso amin' ny fiainan' ny mpivady marina ianao
5 Fanomezan-dalana: Avy aiza no nahazoanao famelana handeha eran' ny sahako?
6 Famindrana fo: Mangata-pamelana, tompoko, fa diso [1.1]
Combinations  7  2 expressions, toponymes, etc... with that word

Updated on 2026/02/04