Entry | 1 famela |
Root | 2 vela |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mamela Azo avela: Heloka tsy famela ny anao [1.1] |
Explanations in French |
5 Ce qu’on peut laisser, pardonner, manière de laisser [1.3#822] |
Examples |
6 fa rehefa tsy azonay tànana hianao, hataonay ahoana no famela anao ho faty irery any;
[2.324#]
7 Hataoko ahoana no famela anao ho tahaka an' i Adama, na fampanjary anao ho tahaka an' i Seboima? [2.996#] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |