|
|
|
|

Entry1  famboly
Root  2 voly
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mamboly: Toy izao no famboly katsaka
5 Azo ambolena: Hazo tsy famboly, hono, io fa mahafaty tanora [1.1]
Examples  6  Tapi-kitsana ny ravim-boangahazo efa famboly ny tahony. [1.437#]
7  Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508#]

Updated on 2025/09/12