| Entry | 1 fambolena |
| Root | 2 voly |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao
5 Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay [1.1] |
| Explanations in French |
6 agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de)
[1.13] 7 action de planter, de cultiver [1.196] |
| Examples |
8 Sarotra izany fambolena voaloboka izany.
[2.332#27]
9 Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena. [2.117#105] |
| Vocabulary | 10 Economy: agriculture |
| Combinations | 11 3 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Article | 12 Randzavola: fambolena ao amin' ny Baiboly (=> asa) |
| Updated on 2026/02/28 |
|