|
|
|
|

Entry1  famandrihana
Root  2 fandrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fakana amin' ny alalan' ny fandrika: Mora ny famandrihana ny lambo fa anoavano longoa mitoto-bozaka izy dia mianjera ao
5 Fividianana mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina: Dimanjato ariary ny famandrihana an' io gazety io herintaona [1.1]
Explanations in English  6 the act of trapping; a subscription to a periodical; the reservation of a seat, hotel room, etc [1.7]
Explanations in French  7 action de piéger; abonnement; réservation d'une chambre, d'une place, etc [1.8]
Examples  8  Hanao famandrihana aho Ravao fa mahasosotra ahy ny tsy mahatratra gazety indraindray. [2.332#]
All compound words  9 sampam-pamandrihana

Updated on 2025/11/17