| Entry | 1 faleha |
| Root | 2leha |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny lalana na ny toerana andehanana mandrakariva, na ny olona avenina mandrakariva: Any Ankadindambo no falehanay rehefa andro fitsangantsanganana ~ Ry dadabe no falehanay any Antsahafiraisana [1.1] |
| Anagrams | 5 fahela, 6 faleha |
| Updated on 2025/09/12 |
|