| Entry | 1 fakafakaina |
| Root | 2 fakafaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Dinihina, fotorana tsara: Tokony hofakafakaina tsara itỳ raharaha itỳ [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be examined closely [1.7] |
| Explanations in French |
6 qu'on examine, qu'on analyse [1.8] |
| Examples |
7 Aoka hofakafakaintsika izany raharaha izany (Examinons à fond cette affaire)
[1.3]
|
| Morphology |
|
| Synonyms | 11 fakaina |
| Updated on 2025/09/12 |
|