|
|
|
|

Entry1  faingampaingana
Root  2  faingana
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3#139] [duplicatif fr équentatif]
Examples  5  [2.366#] Ary raha ny fivarotany ankehitriny izao no hatohin'ny Andriana, tsy maintsy hitsahatra avokoa ary ho tapitra faingampaingana ihany.
6  [2.499#] Tsinjo ny mpanamory mitana ny familiana, miara-miainga ny fivoy toy ny tongotry ny arosy milomano, ka mikapoka ny rano faingampaingana, fa manin-te-ho tonga.

Updated on 2025/02/08