|
|
|
|

Entry1  faidrantsa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazan' akorandriaka maranitra ohatra ny homamanta ka mora tapaka raha mahavoa ny tongotra sady sarotra esorina [Sakalava] [1.1]
Vocabulary  4  Zoology: invertebrates

Anagrams  faidrantsa, 5 fandasitra, 6 rafi-tsanda

Updated on 2025/09/12