Entry fahiratana (hiratra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny hamarin' ny fijery, ny mizana [1.1]
Explanations in French La justesse de l'œil, de la balance [1.3]
Examples hilaza fahafahana amin' ny mpifatotra sy fahiratana amin' ny jamba, hanafaka izay nampahorina ary hitory ny taom-pahasoavan' ny Tompo sy ny andron' ny famaliana. [2.996]

Anagrams 

Updated on 2023/01/06