| Entry | 1 fahihirana |
| Root | 2 hihitra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitsitsiana tafahoatra.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 l'avarice, la parcimonie.
[1.3#246] |
| Examples |
6 Tandremo tsara sao azon' ny fahihirana hianareo, fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' izay ananany.
[2.996#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|