Entry fahazotoana (zoto)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao [Rajemisa 1985]
English definition zeal, diligence [Hallanger 1973]
French definition zèle, diligence [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms hazotoana

2009/02/23