|
|
|
|

Entry1  fahavinirana
Root  2 vinitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Hatezerana, fahatezerana [1.1]
Explanations in French  5 la colère, le courroux [1.3#836]
Examples  6  Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino. [2.996#]
Synonyms  7 havinirana

Updated on 2025/09/12