| Entry | 1 fahavarana |
| Root | 2 vatra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fahakarakarana na fahakolokoloana fatratra mandrakariva; fahazotoana amin' ny fitandremana sy fanaovana izay hahasoa: Ny fahavarana no ananana zavatra madio sy mateza
[1.1] |
| Explanations in English |
5 willingess to endure or to carry on
[1.7] |
| Explanations in French |
6 volonté de supporter ou d'accomplir
[1.8] |
| Anagrams | 7 faharavana, 8 fahavarana |
| Updated on 2025/09/12 |
|