Entry fahatanorana (tanora)
Part of speech noun
Malagasy definition Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [Rajemisa 1985]
English definition youthfulness; the days of youth [Hallanger 1973]
French definition état de jeunesse; le jeune âge [Hallanger 1974]
Quotes 

2009/04/02