|
|
|
|

Entry1  fahasoavana
Root  2 soa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fitahiana, soa lehibe: Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty tsara.
5 Fanomezana sopernatoraly omen' Andriamanitra noho ny soa nataon' i Kristy mba hahazoana ny fiainana mandrakizay (fiv. kat.): Mampahazo fahasoavana ny sakramenta. [1.1]
Explanations in English  6 goodness; grace and kindness. [1.7]
Explanations in French  7 bonté, grâce. [1.8]
Examples  8  Nankahery ahy izy, izy no fahasoavana. [1.369#]
9  fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [1.262#]
Article  10 Randzavola: fahasoavana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/11/11