Entry faharevaka (revaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Hatsara, fahatsara be haingo, be renty: Endre! izany faharevaky ny tranompokonolona nandraisano ny vahiny manan-kaja [Rajemisa 1985]
Synonyms harevaka

2009/02/23