Entry fahangezana (ngeza)
Part of speech noun
Malagasy definition Halehibeazana: Noentanin' ny fahangezany ny anao ka nieboebo izaitsizy [Rajemisa 1985]
Synonyms hangezana
Quotes 

2009/02/23