Entry | 1 fahandroana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 handro |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanamasahana amin' ny afo; ny asa atao rehefa mahandro 5 [1.13] fiketrehana, fandokiana |
Explanations in French |
6 [1.13] cuisson |
Vocabulary | 7 Economy: food |
Other spellings | 8 fandrahoana |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word fahandroana |
Anagrams | 10 fahandroana, 11 fandarohana, 12 fandrahoana, 13 fandroahana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |