| Entry | 1 fahamarinana |
| Root | 2 marina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva.
5 Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe:. 6 -- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby. 7 -- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay. [1.1] |
| Explanations in English |
8 the truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct.
[1.7] |
| Explanations in French |
9 vérité; justice; bonne conduite.
[1.8] |
| Synonyms | 10 hamarinana |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Quotes | 12 Texts mentioning this word |
| Anagrams | 13 fahamanirana, 14 fahamarinana, 15 fahamiranana, 16 fanamarihana |
| Updated on 2025/11/06 |
|