|
|
|
|

Entry 1  fahamaizinana
Root  2 maizina
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4 darkness [1.7]
Explanations in French  5 l'obscurité [1.3]
6 obscurité, ténèbres [1.8]
Examples  7  Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [2.324]
8  Tsy tonga tao an-tsainy akory ny hiampanga ahy, na hieritreritra ny fahamaizinana niseho tampoka, fa dia i Doda no diso. [2.4#]
Synonyms  9 hamaizinana
Combinations  10 fahamaizinan-kevitra

Updated on 2026/02/26