| Entry | 1 fahalozana |
| Root | 2 loza |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
4 la gravité du mal, la sévérité, la cruauté
[1.3#415] |
| Examples |
5 Ny fahalozana maharo ny ratsy fanahy tsy hahatanteraka ny fikasany, dia tsy fahalozana, fa fahamarinana sy fiantrana kosa.
[2.285#159]
|
| Synonyms | 6 halozana |
| Updated on 2025/09/12 |
|