|
|
|
|

Entry1  fahaleovantena
Elementary words  2  fahaleovana, 3  tena
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  [fahaleovan-tena] Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony [1.1#194]
Explanations in English  6  [fahaleovan-tena] independence [1.7]
Explanations in French  7  [fahaleovan-tena] indépendance [1.8]
8  indépendance [1.5#191]
Examples  9  nahazo fahaleovantena i Madagasikara. [2.472]
10  Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny fahaleovantena izahay. [2.4]
11  Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika [2.503]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
All compound words 

Updated on 2025/09/12