| Entry | 1 fahalavoana |
| Root | 2 lavo |
| Part of speech | 3 noun |
| Examples |
4 Hatramin' ny niarenako tamin' ny fahalavoako ka mandra-pandehako, dia nanatrika teo izy, nefa tsy niteny tsy nivolana.
[2.4#86]
5 Niantarafoka: lavo mafy ka andrenesana feo manakoako ilay fahalavoana. [2.245#49] 6 Ilay voa, notsoahana teo amin' ny fahalavoana mbola tsy simba: indro ao ihany. [2.499#100] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/03/04 |
|