|
|
|
|

Entry1 fahalailay
Root  2lailay
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra malailay, manilotsilo madinika: Loza ny fahalailain' ny akanjo vita amin' ny gony [1.1]
Synonyms  5halailay

Updated on 2025/09/12