|
|
|
|

Entry1 fadibare
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 fomba fanao raha vokatra ny vary dia tsy maintsy omena aloha ny Zanahary sy Razana izay vao azon'ny olona hohanina; santabary [Betsimisaraka] [1.78]
Vocabulary  4 Beliefs

Updated on 2025/09/12