|
|
|
|

Entry1 evanjelisitra
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Mpitandrina nirahin' ny fiangonana hitory ny filazantsara. [1.1#190]
Explanations in French  4évangéliste (pasteur auxiliaire) (terme protestant). [1.5#102]
Examples  5 na vola aloa ho an'ny evanjelisitra izay lasa nampianatra sy mitory ny tenin'Andtra any avaratra; [2.59#]
6 Tamin' ny Fjangonan-kariva, izy roa laby evanjelisitra no nandahatra aloha, dia nikatroka indray Mr. Richardson. [2.649#]
7 Milaza ny zavatra tsy fantatra sy ny tontolon'ny tsy hita, izany hoe ny zava-masina mantsy, ireny venjy na evanjelisitra ireny; [2.606#]
Vocabulary  8 Religion and Liturgy
Analogs  9 evanjelista, 10 evanjelistra

Updated on 2025/09/12