|
|
|
|

Entry1  eto ho eto
Elementary words  2 eto, 3 ho
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 milaza toerana tsy tondroina marina' fa tokotokony fotsiny: Tsy fantatro marina fa eto ho eto no misy ny tranon-dry Rabevokatra [1.1]

Updated on 2025/09/12