|
|
|
|

Entry1 etoana
Root  2eto
Part of speech  3 adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Mitovy hevitra amin' ny hoe eto saingy fampiasan' ny olona amin' ny kabary raha tiana ho lavalava fa tsy hentitra loatra ny teny amin' ny fandaharana: Vory etoana isika mianakavy [1.1]

Anagrams  5 antaoe, 6 etoana

Updated on 2025/09/12