Entry esy
Part of speech   interjection [list]
Malagasy definition   Enti-milaza fahakiviana na faharerahan-tsaina ambony ihany, tsy ahafahana manao zavatra iray: Esy! aoka ihany aho hipetraka eto! / Esy! hataoko ahoana no fangataka izany aminy [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23