|
|
|
|

Entry1  espaniola
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Espaina: Olona mafana ra ny Espaniola
4 Mikasika an' i Espaina, an' i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola [1.1]
Vocabulary  5  Geography: countries, people
Analogs  6  espaina, 7  espaina

Updated on 2025/11/02